Onjampeo an'habaka nosokafana manokana, hamohazana sy hanandratana ireo soatoavina navelan'ny Ntaolo Malagasy! Mivoatra ny tontolon'ny serasera sy ny teknolojia, ampiasaintsika izany hampivoarana ihany koa ny fomba amam-panao sy ny Kolotsaina maha-Malagasy antsika! Mandrosoa hasina mandrakariva tompoko! S24Web Radio Tv - Ravoravo fa Malagasy!